| Teny iditra | 1 mandramatra |
| Fototeny | 2 ramatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manaikitra mafy amin' ny nify; miady amin' olona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to attack, to set upon, to rush upon
[1.2] |
| Ohatra |
10 Izao no lazain' ny Tompo amin' ireo ratsy fanahy rehetra mifanolotra amiko, izay mandramatra ny lova nomeko an' Israely vahoakako: Indro hongotako hiala amin' ny taniny izy ireo;
[2.996#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|