| Teny iditra (1/2) | 1 ramatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Fihaingoana, firavahana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 action de se parer, de s'orner
[1.3] |
| Teny iditra (2/2) | 11 ramatra |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
23 Kaikitra mafy amin' ny nify, ady ifanaovana misaritaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 coup de dent, morsure
25 figuré: querelle, dispute acharnée [1.3] |
| Fivaditsoratra | 26 maratra, ramatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|