|
|
|
|

Teny iditra 1  mandrangotra
Fototeny  2 rangotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandratra amin' ny hoho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to scratch with the nails or claws. [1.2]
10 to scratch [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 égratigner; griffer [1.8]
Ohatra  12  raha ny tiako no avy mandrangotra ahy / raha ny tsy tiako kosa no avy mandrangotra ahy [2.131]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mandrangotra, 14 mandrongatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21