|
|
|
|

Teny iditra 1  mandranoka
Fototeny  2 ranoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitera-drano: Tsy ho sitrana na oviana na oviana ferinao ity raha mandranoka lava toy izao
8 Mahatonga ho osa, reraka: Ny aretina no mandranoka ny marary
9 Tonga reraka, valaka izaitsizy: Nandranoka indray ny marary androany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be sickly, to be an invalid. It differs from Marary in its referring more to the effects of a disease, as causing sleeplessness, pain, etc. [1.2]
Voambolana  11  Fahasalamana

Fivaditsoratra  12 manandroka, mandranoka, 13 mandronaka, 14 manondraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20