|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  ranoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anarana omena ny tsiranorano amboarin' ny fihary mba hanova toetra ny hanina alohan' ny hidirany amin' ny ra; ohatra, ny rora dia ranoka manova toetra simika ny hanina raha mbola vao ao am-bava [1.1]
Fikambanana  4  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe ranoka

Teny iditra (2/3) 5  ranoka
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7 L'état d'un malade très faible qui est près de s'évanouir [1.3#510]
Voambolana  8  Fahasalamana

Teny iditra (3/3) 9  ranoka
Sokajin-teny  10  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  15 Zavatra mitera-drano na mando lava; enti-milaza toetr' aretina mahalanaka izaitsizy ny marary [1.1]
16 zaka afaka mikoriana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  17 liquide, fluide [1.13]
Voambolana  18  Fizìka
Tovy hevitra  19 aradranoka
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny hoe ranoka

Fivaditsoratra  21 ankora, 22 korana, 23 Nakora, 24 Okrana, ranoka, 25 rokàna, 26 ronaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22