| Teny iditra | 1 mandrantiranty |
| Fototeny | 2 rantiranty |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mampiseho ho hita tsara, miharihary mametraka amin' ny toerana avo ho hita tsara
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to arrange, to set up order.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|