|
|
|
|

Teny iditra 1  mandrary
Fototeny  2 rary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandrandrana: Mahay mandrary tsihy io vehivavy io
9 Manamboatra, mamitrana: Izy no nandrary ny fihavananay [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20