| Teny iditra | 1 mandraviravy |
| Fototeny | 2 raviravy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 [Tanosy] manantona
[1.78] 9 Manantona, manakirozaroza 10 Mampiseho, mampideradera vola mba hitaomana olona hanao zavatra iray [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to hang, to suspend
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 suspendre, faire pendiller
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|