|
|
|
|

Teny iditra 1  raviravy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Rozaroza, fihantonan-javatra miramborambo; enti-milaza koa ny fanolikolena na fampanantenana zavatra entina hitaomana olona [1.1]
Mpanahaka  22  Mihantona, 23  mikiramborambo, 24  mikiraviravy, 25  mikirazorazo, 26  mikirombaromba, 27  mikirozaroza, 28  mikivilivily, 29  miramborambo, 30  mirazorazo, 31  mirozaroza, 32  misahondrahondra, 33  mitarozaka, 34  mitarozaroza
Ohabolana  35  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  raviravy, 36 varivary, 37 viravira

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22