|
|
|
|

Teny iditra 1  mandray
Fototeny  2 ray
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikasika amin' ny tanana: Nandray baolina ilay mpilalao ka notsofin' ny mpitsara ny kiririoka
9 Mananty: Mandray fanomezana
10 Mitsena sy mampiantrano: Teo an-kianjy no nandray ny filohan' ny Nosy ny vahoaka
11 Mitokana: Nandray ny mpitandrina tamim-pomba lehibe ny fiangonana
12 Manaiky ho isan' ny...: Nandray azy ho mpikambana ao aminy ny Akademia
13 Mahazo: Nandray soa be taminy ianao ka mahaiza mankasitraka ~ Vao avy nandray vola izy
14 Miraikitra: Tsy mandray tsara itý loko itý izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 to receive [1.2, 1.7]
16 to accept [1.2]
17 to take [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 recevoir, prendre, accepter [1.8]
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 15 misy ny teny hoe mandray
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mandray, 21 mandria, 22 miandra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21