Teny iditra | 1 mandray |
Fototeny | 2 ray |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mikasika amin' ny tanana: Nandray baolina ilay mpilalao ka notsofin' ny mpitsara ny kiririoka 5 Mananty: Mandray fanomezana 6 Mitsena sy mampiantrano: Teo an-kianjy no nandray ny filohan' ny Nosy ny vahoaka 7 Mitokana: Nandray ny mpitandrina tamim-pomba lehibe ny fiangonana 8 Manaiky ho isan' ny...: Nandray azy ho mpikambana ao aminy ny Akademia 9 Mahazo: Nandray soa be taminy ianao ka mahaiza mankasitraka ~ Vao avy nandray vola izy 10 Miraikitra: Tsy mandray tsara itý loko itý izany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
11 to receive [1.2, 1.7] 12 to accept [1.2] 13 to take [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 recevoir, prendre, accepter [1.8] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 32 amindra, andraim, andriam, iandram, indrama, mandray, mandria, miandra, naridam, niadram, niradam |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |