Teny iditra mandray sanga
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona resy lahatra teo amin' ny adihevitra nifanaovana, ka misafo loha sisa no ataony fa tsy mahateny intsony [1.1]
Singan-teny mandray ; sanga

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16