|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandrebaka
Fototeny  2 rebaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahatonga ho noana, mahavalaka, mahasasatra, mahavizana [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  mandrebaka
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 [Tanala] manimba, manambaka, mandreraka: Nahoa laha tsy ajarena io traño rebaka io (nahona raha tsy arenina io trano simba io) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04