|
|
|
|

Teny iditra 1  mandrefy
Fototeny  2 refy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mijery misy refy firy ny halavan' ny zavatra iray
9 Mamantatra ny halavan' ny zavatra iray. [1.1]
Ohatra  10  Manontany tena ihany aho indraindray raha hahavita mandrefy ny elanelana misy amin' ireo isika. [1.369#]
11  Tokony ny dokotera na mpiasan'ny fahasalamana izay afaka mandrefy ny fihenjanan'ny maso tsindraindray no manome ny fatrany. [2.424#]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how mandrefy
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21