| Teny iditra | 1 mandrisika |
| Fototeny | 2 risika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mampahazoto, mitarika, mitaona, manome zotom-po sy havitrihana: Mahay mandrisika ny mpiasany izy
9 Mahatonga hazoto mampirisika: Mandrisika ny mpianatra ny valisoa [1.1] 10 manao izay hifohazan'ny taova iray [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 exciter
[1.13] |
| Ohatra |
12 Ny fitazanana ireo zaza amam-behivavy avy andrefana sy atsinanana no mahalava ny masony sy mandrisika ny fony
[2.470#123]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|