|
|
|
|

Teny iditra 1  mandritsoka
Fototeny  2 ritsoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miteny mibitsibitsika amin' olona
9 Manoro malemilemy: Nisy nandritsoka izany hevitra izany an' itỳ zaza itỳ fa tsy hahita izany irery akory izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20