Teny iditra | 1 ritsoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Teny na feo malefaka; bitsibitsika, resaka malemilemy ifanaovana (ny tena endriny fahita amin' ity hevitra ity anefa dia ny hoe: Ritsodritsoka): Ritso-baliha 9 Entina milaza koa ny famelezana amin' ny tsorakazo na karavasy [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 chuchotement [1.3#538] |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny ritsoka io |
Fivaditsoratra | 12 kositra, ritsoka, sikotra, sokitra, tsikora, tsorika |
Nohavaozina tamin' ny 2021/07/28 |