|
|
|
|

Teny iditra 1  mandrobo
Fototeny  2 robo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamitaka amin' ny teny mamy, mandokadoka: Loza Rangahy io raha handrobo ny lehibeny
9 Mitaona, mitarika, mampiditra, mandroboka: Ianao ihany no nandrobo an-dRakoto tamin' io raharaha io [1.1]
10 [Antambahoaka] mampirisika, mandoka [1.78]
11 [Bezanozano] mandoka [1.78]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 Ambondro, mandrobo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21