Teny iditra |
robo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
Fampirisihina, doka [1.78]
|
| [Bezanozano]
Doka, fandokafana [1.78]
|
| [Tanala]
Doka, dokadoka [1.78]
|
| Teny atao mba handokadokafana olona tiana hahazoan-javatra; fitaka amin' ny teny mamy; lainga entina mampirisika hanao ny tsy tokony hatao. [1.1]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
robo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
Hoby, fihobiana [1.78]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
robo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
Mets préparé avec des patates douces cuites avec du lait.
Très apprécié des enfants et des personnes âgées. [1.196]
|
Voambolana |
|