Teny iditra | mandrohy (rohy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamatotra mafy: Mandrohy lakana Misambotra (omby) amin' ny fanipazana tady handringotra sy hamatotra ny lohany na ny tandrony na ny tongony: Kinga erý Rakoto raha handrohy omby [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To tie up tightly, to hog tie [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Attacher fortement [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mandrohy io | ||||||||
Fivaditsoratra | mandrohy, mihandro |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |