|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandrombina
Fototeny  2 rombina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manabanga na manasilaka kely eo amin' ny sisiny, amin' ny molony: Nisy nandrombina tamin' ny ontsipika itỳ latabatra itỳ [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  mandrombìna
Fototeny  10 rombina
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrombina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  12 mandrimbona, mandrombìna, mandrombina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18