|
|
|
|

Teny iditra 1  mandrota
Fototeny  2 rota
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 [Tanala] mandrovitra, mahatonga ho rota: Tsy hay ñy rivotra fa mandrota raha (tsy zaka ny rivotra fa mandrovo-javatra) [1.78]
8 [Tanosy] mandrovitra [1.78]
9 Mandrovitra, manimba [1.1]

Fivaditsoratra  10 mandotra, mandrota

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04