|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  rota
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  4  antitra [Tambahoaka] [1.78]
5  rovitra [Taisaka] [1.78]
6  antitra, tonta, tsy vao intsony: Ny haga rota ñy mihelakelake ( ny satroka penjy rovitra no mihofahofa ) [Tanala] [1.78]
7  Rovitra, simba. [1.1]
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny rota io

Teny iditra (2/3)10  rota
Sokajin-teny  11  anarana
Voambolana  12  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  13  (rota adjectif : gâté, piqué par les vers ; allusion probable à la mauvaise conservation du bois). Tambourissa rota Baker (Monimiaceae). Petit arbre devenu assez rare. Sa décoction était utilisée contre les maux de gorge. [Merina] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)15  Rota
Sokajin-teny  16  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Voambolana  17  Soratra Masina
Fanazavàna teny malagasy  18  Randzavola: Rota amin' ny Baiboly [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  19  Ruth: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  20  Ruth: un des livres de la Bible [2.996]

Fivaditsoratra  21  otra, rota, Rtoa, taro, tora

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31