|
|
|
|

Teny iditra 1  manefy
Fototeny  2 tefy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miasa vy na metaly hafa ho zavatra: Manefy vifotsy ve ianao, tompoko?
9 Manamboatra, mamolavola: Samy miady mafy hanefy ny lohan' ny tanora ny antokom-politika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to forge or fashion metal; to shape clay [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 forger et façonner le métal; façonner l'argile en poterie [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manefy

Fivaditsoratra  manefy, 13 mifena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20