|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tefy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 Fanamboarana vy ho zavatra: Ratsy tefy ity rojo ity izany
16 Famolavolana: Aleo loha tsara tefy toy izay loha nosesefana izao karazam-pahaizana rehetra izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 the working of clay in pottery; the forging of iron [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 ouvrage de forgeron, de potier, d’orfèvre et de tout ouvrier travaillant les métaux [1.3]
19 travail de potier et de forgeron [1.8]
Ohatra  20  tsara tefy ity angady ity (cette bêche a été bien forgée) [1.3#691]
21  ratsy tefy ireo angadlanyy ireo (ces marmites ont été mal faites) [1.3#691]
22  Na amin' izany koa aza anefa, dia mbola hita taratra eny ho eny ihany ny dia navelan' i Vola sy ny tefy nataony tamin' ny fiainako. [2.4#125]
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe tefy
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 25  tefy
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny frantsay  27 [Merina] (du nom éthiopien tef). Eragrostis tef (Zuccagni) Trotter (Poaceae). Introduit et cultivé comme espèce fourragère. Parfois échappé des cultures. [1.196]
Voambolana  28  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  30 fety, Fety, tefy

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17