Teny iditra | 1 manehaña |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 miankina, mitehina: Aza maneheña amin'io hazo ioio fa boboka any moa io ko nge mienjika eo (Aza mitehina amin'io hazo io fa lo anie io ka ndrao mianjera eo [Betsileo]
[1.78] |
Tovy hevitra | 4 maneheña |
Fivaditsoratra | 5 hamenana, manehaña, Namehana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |