Teny iditra maneheña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Manomboka [1.78]

Teny iditra maneheña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Miankina, mitehina: Aza maneheña amin'io hazo ioio fa boboka any moa io ko nge mienjika eo (Aza mitehina amin'io hazo io fa lo anie io ka ndrao mianjera eo) [1.78]
Tovy hevitra manehaña

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31