|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manelanelana
Fototeny  2  elanelana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mitoetra, mijoro eo ampovoany: Trano iray ihany no manelanelana ny tranonay
5  Mijoro eo afovoan' ny roa tonta ka afaka hitsara ny adiny satria tsy miray amin' itsy na iroa: Nanelanelana azy ireo aho tamin' ny ady nataony [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)11  manelanelàna
Fototeny  12  elanelana
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manelanelana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  16  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  17  anelanelanam, manelanelana, manelanelàna, anelanelanam, manelanelana, manelanelàna

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20