|
|
|
|

Teny iditra 1  manely
Fototeny  2 ely
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manaparitaka amin' ny toerana iray: Antsoy i Koto hanely ny vary amin' ny tsihy
9 Manao izay hahalalan' ny olona, manaparitaka: Manely tsaho [1.1]
Mpanahaka  10  mampiely.
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe manely
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 limena, 14 maleny, manely, 15 nimale

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22