Teny iditra manembana (sembana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manakana, manampontsampona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manembana
Ny lasa : nanembana
Ny hoavy : hanembana

Teny iditra mañembaña (embaña)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Manidina, misidina [1.78]
  [Sihanaka] Manidina [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05