|
|
|
|

Teny iditra 1  manendaka
Fototeny  2 endaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manala ny hoditra, na ny sarona, na ny fono, izay rehetra mipetaka na miréikitra: Tsy menatra akory izy nanenda-damba an' io zaza kamboty io mba hanafiany ny zanany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to flay, to peel off [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 écorcher, dépouiller [1.8]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manendaka

Fivaditsoratra  12 manakendà, manakenda, manendaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19