|
|
|
|

Teny iditra 1  manendro
Fototeny  2 tendro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandray zavatra amin' ny tendrony
9 Mananika eny an-tendrony (havoana). [1.1]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe manendro

Fivaditsoratra  manendro, 11 manondre, 12 menandro

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20