| Teny iditra (1/3) | 1 tendro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Ny ilany ambony indrindra, ny tampony amin' ny zavatra iray lava na avo: Tapaho ny tendron' io tady io. / Misy sarin' akoholahy erỳ an-tendron' ny tranon-dakolosy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 the tip, the top
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 sommet
[1.8, 1.13] 15 bout [1.8] 16 [Merina] La cime d'un arbre. On dit par exemple an-tendron'ny hazo : à la cime de l'arbre [1.196] |
| Ohatra |
17 eo amin' ny koranam-pifaliana iraisana no mifandray tendro izany.
[2.313#]
|
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 31 misy ny teny hoe tendro |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 20 tendro |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Mari-tsoratra fanao eo amin' ny zanatsoratra misy tsindrimpeo: lalàna
23 (tendry ?) Ilay mari-tsindrimpeo atao eo ambonin' ny tarehintsoratra a na i na o: à, ì, ò [1.1] |
| Fikambanana | 24 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe tendro |
| Teny iditra (3/3) | 25 tendro |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 [Betsileo] Nom donné aux fruits avortés ; mal formés. Par exemple : tendrom-boatelo (Dubois).
[1.196] |
| Voambolana | 28 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 29 ndreto, tendro |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|