|
|
|
|

Teny iditra1  manendro volana
Singan-teny  2  manendro, volana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  5  enti-milaza ny vehivavy bevohoka ka ho teraka amin' ilay volana iresahana iny ihany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16