|
|
|
|

Teny iditra 1  manendry
Fototeny  2 tendry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manondro ho amin' ny toerana iray, hifindra fonenana: Ny Filohan' ny Nosy no manendry azy ho lehiben' ny faritany [1.1]
9 Manondro olona ho manao izao sy izao: Manendry mosavy [1.1]
10 (na manandry) Manendrikendrika, mitsaratsara olona foana, manombotomboka: Aza manendry ratsy olona [1.1]
11 Mihinana hanina kely: Rehefa mifady hanina ny Katolika, dia ny antoandro ihany no misakafo be, fa ny maraina sy ny hariva manendry hanina kely fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to appoint, to fix [1.2#638]
Fanazavàna teny frantsay  13 toucher du doigt, de la main [1.3#695]
14 désigner, indiquer, choisir, fixer [1.3]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manendry

Fivaditsoratra  16 mandreny, manendry

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20