|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manenjana
Fototeny  2  henjana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manao izay tsy hampilefitra, maninjitra: Manenjana kofehy
5  Manohitra: Sahy nanenjana tamiko izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to stretch tight; to carry out discipline strictly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  raidir, tendre [1.3, 1.8, 1.13]
8  résister [1.3]
9  appliquer une discipline sévère [1.8]
10  baleiner [1.13]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)17  manenjàna
Fototeny  18  henjana
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manenjana
Fanazavàna teny malagasy  20  [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  21  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  22  mananjeña, manenjana, manenjàna, namenjana, mananjeña, manenjana, manenjàna, namenjana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11