| Teny iditra (1/2) | 1 manentana |
| Fototeny | 2 entana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manainga, mibata: Iza no hanentana ny vilany?
9 Manetsiketaika: Tokony hanentana ho amin' ny tsara mandrakariva isika rehefa mikabary [1.1] 10 manainga, manetsiketsika [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 soulever, lever, transporter; faire tressaillir, saisir
[1.3#127] 12 sensibiliser [1.13] |
| Ohatra |
13 manentana ny tantsaha hanao ity voly ity ny tekinisianina.
[2.445#]
14 Ny fihararetran' ny fahavelomana ao anaty no manentana ny fahavelomana etý [2.285#] 15 Eo andaniny indray kosa, hery manentana, mampijoro sy mamelombelona ireo rafitra eo ambaniny ireo. [2.606#] |
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manentana |
| Teny iditra (2/2) | 17 manentàna |
| Fototeny | 18 entana |
| Sokajin-teny | 19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manentana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 20 manantane, 21 manantena, manantenà, manentàna, manentana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|