|
|
|
|

Teny iditra 1  manentsina
Fototeny  2 tsentsina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manisy tsentsina na zavatra entina manampina ]oaka na vava lavaka na vava tavoahangy: Misy fako be manentsina ny lalana. [1.1]
9 manisy zavatra hanampenana lavaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10 boucher [1.13]
Ohatra  11  Ny sakoitra ihany koa dia mety hiteraka asma, na manentsina ny tsinay [2.424#]
12  Ny tsindrona inefatra omaly mbola nampian' ny roa aninkeo, ny nify injany minainaina, ny sisika nampidirin' i Vola talohan' ny niaingana injao mbola mizihitra sy manentsina. [2.4#]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe manentsina
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21