|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manere
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] mitery omby na biby hafa: Tsamba adidin'ny mpanere ko tsa mba tsikalam- boatavo fa ivory ro tsa misy ronono (Tsy mba tsinin'ny mpitery ary tsy mba kileman'ny voatavo fa ikalabory no tsy misy ronono)

Teny iditra (2/2)4  manere
Fototeny  5  tery
Sokajin-teny  6  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manery [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1]

Fivaditsoratra  8  anerem, manere, mareñe

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21