|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manery
Fototeny  2 tery
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamotsitra, manapotsitra: Manery voaloboka
9 Mangeja, mangehy: Manery ahy itý kiraro ity izany
10 Mamoritra: Manery ny fahavalo; manery ny tsy fahampiana
11 Mamozona, manao an-terisetra, an-terivozona: Tsy nisy nanery anareo hivady akory fa sitraponareo ihany ny hivady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to press, to compell [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 presser; forcer [1.8]
Ohatra  14  manery anefa ny fahoriana, ka nandeha ihany izy teto na tsy narisika aza. [2.472#68]

Teny iditra (2/2) 15  manery
Sokajin-teny  16  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  17 tout petit fleuve du canton de Mantalaky (Fort-Dauphin) [1.11]
Voambolana  18  Haitoetany: renirano, farihy

Fivaditsoratra  Manery, manery, 19 mareñy, 20 marine, 21 Merina, 22 mirena

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19