|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manerongerona
Fototeny  2 herongerona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandrahona, mampitahotra, mandevilevy, mitrerontrerona: Tsy tiako io mpampiasa io fa manerongerona foana tsisy antony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to threaten, to frighten [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 menacer, effrayer [1.8]

Teny iditra (2/2) 11  manerongeròna
Fototeny  12 herongerona
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manerongerona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  manerongerona, manerongeròna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07