|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  manetra
Fototeny  2 setra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manohitra, mitsena, manohana: Sahy manetra ny hatezerako lahy itý zaza itý [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to face, to oppose [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 faire face à, opposer [1.8]
Mpanahaka  11  manehatra
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manetra

Teny iditra (2/3) 13  manetrà
Fototeny  14 setra
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manetra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Teny iditra (3/3) 16  manetra
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18 [Antesaka] mitrebona [1.78]

Fivaditsoratra  manetrà, manetra, 19 menatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19