|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manetry
Fototeny  2 etry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahatonga hidina, mandetsy: Manetry ny tany ny ranonorana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to humble; to reduce in rank [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 humilier, rabaisser, réduire en rang ou dignité: [1.8]
Mpanahaka  11  manambany tena, 12  manao tsinontsinona ny tena, 13  manaratsy tena, 14  manaratsy tena toa omby hantsika, 15  manavazin-tena, 16  manetry tena, 17  manivaiva tena, 18  mietry tena, 19  mivazina
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe manetry

Teny iditra (2/2) 21  manetry
Fototeny  22 setry
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
24  Ny ankehitriny :
25  Ny lasa :
26  Ny hoavy :
27  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  28 Mamaly [1.1]

Fivaditsoratra  manetry, 29 mitrena, mitrenà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19