| Teny iditra (1/5) | 1 setry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 surplus d'argent coupé qu'on ajoute d'un côté de la balance pour équilibrer et égaliser l'excédent d'argent qu'on reçoit d'un débiteur
[1.3] |
| Fikambanana | 4 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe setry |
| Teny iditra (2/5) | 5 setry |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
21 Famaliana, valin-teny: Ny holazaiko ho setrin' izany dia izao...
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 a response, a reply
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 réplique, riposte, résistance aux ordres des chefs; résistance simulée et conventionelle à un chef pour mieux obtenir l'acquiesment du peuple
[1.3] 24 réponse, réplique [1.8] |
| Fikambanana | 25 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe setry |
| Teny iditra (3/5) | 26 setry |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
30 [Antesaka] antsitrika anaty rano
[1.78] |
| Teny iditra (4/5) | 31 setry |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
35 [Sihanaka] sotro
[1.78] |
| Teny iditra (5/5) | 36 setry |
| Sokajin-teny | 37 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
40 [Bara] tendrony
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 41 retsy, 42 ritse, 43 Setrì, setry, 44 tsery |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|