|
|
|
|

Teny iditra 1  manetsetra
Fototeny  2 tsetsetra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mahatsiaro fifandrirodrirotan' ny hozatra amin' ny tena, mahatsiaro torovandrovana alohan' ny hanaviana [1.1]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21