|
|
|
|

Teny iditra1  tsetsetra
Fototeny  2  tsetra
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6  Fifandrirodrirotan' ny hozatra amin' ny tena; havizanana, hasasarana, mazàna fambara fa hanavy. [1.1]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny tsetsetra io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05