|
|
|
|

Teny iditra 1  manetsiketsika
Fototeny  2 hetsiketsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Ny kintana alinalina, / Mambabo ny fanahy, / Mandravaka ny alina, / manetsiketsika ahy! [1.263]
8  manetsiketsika ny mponina amin' ny olana mikasika ny fampandrosoana ny tany ama-monina; [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20