|
|
|
|

Teny iditra 1  hetsiketsika
Fototeny  2 hetsika
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny frantsay  9 turbulence, agitation continuelle [1.3]
10 agitation [1.107]
Ohatra  11  Amin'izao ady, ataon'ny France amintsika izao, dia samy ny hetsiketsika be hiany, ny sain'ny olona rehetra eto Antananarivo [2.59#124]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19