|
|
|
|

Teny iditra 1  manezaka
Fototeny  2 ezaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manenjana, maninjitra
9 Manao am-paharisihana, am-pikelezana aina: Nanezaka ise tamin' itỳ volana itỳ matoa nahazo voalohany
10 Manomboka: Nanezaka nitomany ilay zaza raha vao lasa reniny
11 Maka an-keriny; manao angovy: Aza manezaka zavatr' olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to strive hard [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 faire un gros effort [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20