Teny iditra | 1 manezakezaka |
Fototeny | 2 ezakezaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
4 ao ny angoatenda manezaKEzaka, ao ny maningatsingana toa fasiny hafahafa, ao ny mikarantsana sy ny midoboka ka mampiahotrahotra be ihany ho an' izay tsy zatra. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |